Teny iditra | manao soa volovoloina | |
Singan-teny | manao ; soa ; volovoloina | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Ilazana fanaovana soa olona nefa andatsalatsana sy imenomenonana any aoriana; manao soa arahin-datsa [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Faire un bien chevelu: faire du bien tout en faisant des reproches [1.3] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/07/26 |