Teny iditra manao ny halako bika tsy tiako tarehy
Singan-teny manao ; hala ; bika ; tsy ; tia ; tarehy
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Entina milaza fiangarana noho ny tsy fitiavana, ka raha vao ilay tsy tiana, dia lazaina fa ratsy sy diso na dia tsy izany akory aza [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/23