Teny iditra manao lalan-kitan-kisoa
Singan-teny manao ; lalan-kitan-kisoa
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza ny olona tsy mahalala afa-tsy ny lalana, na ny fomba efamahazatra falehany ihany fa tsy mba mitady hafa na vaovao; fahazarana tafahoatra tsy misy fisainana ka miverimberina tsy misy farany [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Faire comme les cochons qui suivent toujours le même chemin (revenir toujours là où on a trouvé du plaisir) [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/20