Teny iditra | manao jadona | |
Singan-teny | manao ; jadona | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Manao teny tsy valiana; manao didy boraingona, manao teniko fe lehibe: Manao jadona izy raha miteny ka tsy tian' ny olona [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Exercer le despotisme [1.3] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/02/19 |