Teny iditra manao am-pihi-mamba
Singan-teny manao ; ampihimamba
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Tsy mamela izay azo (enti-milaza olona tia tena, mpanao mamifovelona) [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To act selfishly [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Retenir tout pour soi [1.3]
 Monopoliser [1.5]
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2024/01/18