Teny iditra |
manantitrantera > manantitrantitra
(antitrantitra (antitra))
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Manamafy, manizingizina: Tsy vizana ny manantitra aminareo ny maha-tsara ny asa aho [1.1]
|
| Mamerimberina, manamafy [1.13]
|
Fanazavàna teny frantsay | Insister [1.13]
|
Ohatra |
1 | Amin' ity tononkalo voalohany ity, ny mpanoratra dia manantitrantitra fa mampiavaka ny olombelona amin' ny biby ny fanantenana.
[2.314]
|
2 | Manantitrantitra aho fa tsy nalefan' ny Fiangonana handeha fotsiny any ny olona sahirana ka tsy nomeny fitaovana enti-miady amin' ny fiainana.
[1.369]
|
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
manantitrantitra |
Ny lasa : |
nanantitrantitra |
Ny hoavy : |
hanantitrantitra |
Filaza mandidy : |
manantitrantera |
|
|