Teny iditra manana amby tsy ampy
Singan-teny manana amby ; tsy ; ampy
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza zavatra manan-tombo amin' ny ilany fa tsy ampy kosa amin' ny ilany iray [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/20