|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  manamaivana
Fototeny  2 maivana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mahatonga ho maivana: Manamaivana entana ~ Manamaivana alahelo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to make lighter in weight; to make light of [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 alléger, soulager; faire peu de cas de [1.8]

Teny iditra (2/2) 11  manamaivana
Fototeny  12 maivana
Sokajin-teny  13  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manamaivana [Fitanisana]

Fivaditsoratra  manamaivana, manamaivàna

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/06