|
|
|
|

Teny iditra 1  manalemy
Fototeny  2 lemy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mahatonga halefaka: Ny vola nomeko azy no nanalemy azy
9 Mampitony, manalefaka: Ny fifonako taminy no nanalemy ny hatezerany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to soften; to weaken [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 ramollir [1.3, 1.8]
12 adoucir, assouplir, calmer, civiliser [1.3]
13 affaiblir [1.8]
Tohi-kevitra  14 manamafy

Fivaditsoratra  manalemy, 15 manilema, manilemà

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/15