|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  manakorontana
Fototeny  2 korontana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manimba ny filaminana, mahatonga ny zavatra tsy ho eo amin' ny toerany intsony, mampisafotofoto: Iza no nanakorontana ny taratasiko teto ambony latabatra?
9 Mampitabataba: Nisy nanakorontana ny fanjakana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to put in disorder; to push or knock things about [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 bouleverser, mettre en désordre; troubler [1.8]
Ohatra  12  ireo fetsilahy mpanararaotra ny fahorian'ny sasany hoenti-manakorontana ny filaminana mba hisamboran'izy ireny ny toerana misy lakile [1.561#]

Teny iditra (2/2) 13  manakorontana
Fototeny  14 korontana
Sokajin-teny  15  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manakorontana [Fitanisana]

Fivaditsoratra  manakorontàna, manakorontana

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/15