Teny iditra | manakipika (kipika) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Manesotra zavatra hiala ka ailika; manala amin' ny fanakifihana; manipy [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Rejeter en secouant, repousser [1.3] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Fivaditsoratra | manakapiky, manakipika, mpanakaiky |
Nohavaozina tamin' ny 2024/02/06 |