|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  manabataba
Fototeny  2 tabataba
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manaitra amin' ny horakoraka na ny kotaba: Andeha mivoaka fa manabataba ny marary
9 Manahirana, manelingelina: Aza manabataba ahy fa miasa aho
10 Manakorontana: Manabataba ny faritany io lehilahy io ka tokony horoahina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11 to cause excitement, to cause annoyance by noise or clamour. [1.2]
12 to disturb, to bother with noise [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  13 troubler en faisant du bruit; mettre en désordre [1.8]
Ohatra  14  Ampakaro aty fa manabataba ahy. [1.508#]
15  Aza manabataba ny eritreritro amin' izany ianao, Madama. [2.285#]

Teny iditra (2/2) 16  manabatabà
Fototeny  17 tabataba
Sokajin-teny  18  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manabataba [Fitanisana]

Fivaditsoratra  manabatabà, manabataba

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/15