|
|
|
|

Teny iditra 1  mampidera
Fototeny  2 dera
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny anglisy  7 to show off something, to seek praise [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]
8 faire parade de quelque chose [1.8]
Ohatra  9  Aza mampidera amin'ny malahelo, angoa hianarany! [2.298#113]
10  Toa mampidera ny hasoany amin' ny rahona miloko mena sy volomparasy ny faravodilanitra; [2.470#101]
Fikambanana  11  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny how mampidera

Fivaditsoratra  12 mampidare, mampidera

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20