|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mametsaka
Fototeny  2 fetsaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manjera, mandrodana
9 Mampiavosa
10 Mikopaka, mamely [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11 to strike, to beat [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  12 démolir, renverser, entasser, battre [1.3]
Ohatra  13  Tsy misy mahalala izay halatra nataony akory ireo, fa rehefa atao Jioe oainy, oainy, dia mametsaka izay mahita. [1.437#]
Tovy hevitra  14 manapetsaka

Teny iditra (2/2) 15  mametsaka
Fototeny  16 fetsaka
Sokajin-teny  17  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  18 Mamonto, mampangeniheny [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  19 to moisten, to damp, to wet [1.2]

Fivaditsoratra  20 mamatsake, mametsaka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22