|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 makirana |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
5 Marikivy: Voasary makirana
6 Enti-milaza toetra kahidy [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 acide, aigrelet
8 figuré: sévère, chiche [1.3#407] 9 acidulé, aigre [1.13] 10 acide, comme le citron, ou aigre 11 Au sens figuré, pour les gens : avare, parcimonieux. [1.196] |
| Fikambanana | 12 Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny how makirana |
| Fivaditsoratra | makirana, 13 manakirà, manakira, 14 manaraky, 15 maniraka, 16 miankara, 17 mikaraña, 18 mirakaña |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/08/13 |
|