Teny iditra main-tany
Singan-teny main' (may) ; tany
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Ilazana ny fizaran-taona tsy misy orana, ny ririnina [1.1]
 Fizaran-taona sady mangatsiaka no maina, zaran-taona tsy isian'ny orana [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Saison sèche [1.13]
Voambolana 
Tovy hevitra asotry ~ ririnina
Kamban-teny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/20