Teny iditra mahay vava
Singan-teny mahay ; vava
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Olona miteniteny ny sasany foana, mifosafosa sy manaratsiratsy foana; manao teny tafahoatra sy tsy mifidy teny havoaka eo am-pifamaliana amin' olona [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Bavard, indiscret, mauvaise langue [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/18