Teny iditra | maharenina (renina) | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | Mahatonga harenina Teny entina mandidy mba hangina tsy hitabataba: Maharenina, rankizy a! (maharenina ny saina ny tabataba ataonareo ka aoka izay! ) [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | Deafening [1.7] | |
Fanazavàna teny frantsay | Qui rend sourd, qui fait un vacarme assourdissant Ennuyeux, importun Ce mot sert aussi d'impératif et signifie : Tais-toi (parce que tu assourdis) [1.3] | |
Assourdissant [1.8] | ||
Silence! [1.5] | ||
Ohatra | Nisafotofoto tamin' izay ny zava-boahary, fa injany ny fisiokan' ny fanitso nentin' ny rivotra sy ny fidaboky ny trano nianjera no toy ny kotro-baratra akaiky, tsy manam-pijanonana sady mitovy tantana maharenina.
[2.5] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |