|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mahampy
Fototeny  2 ampy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  7 augmenter, aider ou pouvoir le faire, suffire [1.3#32]
Ohatra  8  Tsy mahampy ny karamanao aho (Je ne puis augmenter votre salaire) [1.3#32]
9  Tsy mpy ahy io vary io (Ce riz n'est pas suffisant pour moi) [1.3#32]
10  Tsy mahampy anao amin' izany raharaha izany aho (Je ne puis vous aider dans cette affaire) [1.3#32]

Teny iditra (2/2) 11  mahampy
Sokajin-teny  12  anarana
Haiendriteny 
13  Tsotra :
Fanazavàna teny frantsay  14 [Tankarana] (du préfixe maha et ampy : dans le sens de riche, bien pourvu donc « qui peut rendre riche »). On en emploie les tiges pour faire des ouvrages de sparterie. Lepironia mucronata Pers. (Cyperaceae). [1.196]
Voambolana  15  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  mahampy, 17 mampahy, 18 mampiha~, 19 mpamahy

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19