|
|
|
|

Teny iditra 1  mahalaza
Fototeny  2 laza
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny frantsay  7 qui peut dire, qui rend célèbre [1.3]
Ohatra  8  Ary raha tsy manova izao fiteniko izao ianareo fa mahalaza izao [2.366#]
9  Izay mahalaza azy indrindra dia ny hazo oliva sy ny varimbazaha isan-karazany ary ny voankazo samy hafa. [1.38#339]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19