|
|
|
|

Teny iditra 1  mahalafo
Fototeny  2 lafo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Afaka mivarotra: Tsy mahalafo ny variny io mpivarotra io
9 Enti-milaza ny antony mahatonga ho lafo: Ny hakelezan' ny vokatra no nahalafo ny vary taona ito [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to sell for a good price [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 débiter une marchandise [1.3#358, 1.8]
12 écouler une marchandise, la vendre à bon prix ou à la bonne saison: Tsy nahalafo na inona na inona aho (Je n'ai pu rien vendre) [1.3#358]
13 vendre à bon prix [1.8]
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  15 mahafalo, mahalafo

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21