|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mahagaga
Fototeny  2 gaga
Sokajin-teny  3  matoanteny na mpamaritra
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Mahatonga ho gaga, mahavariana, mahatalanjona: Mahagaga ny fahaizan' ny olombelona fa tongany hatreny amin' ny volana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8 wonderful
9 to produce wonder, to make astonished [1.2]
10 astounding
11 to astound [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12 admirable, étonnant, surprenant: Nahagaga ahy ny hasahiany (Son audace m'a étonné) [1.3]
13 qui étonne, surprenant [1.8]
Mpanahaka  14  igagana, 15  ihorehana, 16  ikoizana, 17  mahakepoka, 18  mahasondriana, 19  mahatalanjona, 20  mahavaky vava, 21  mahavariana, 22  mahazendana, 23  mampiaiky volana, 24  mampidagaga, 25  mampidogaga, 26  mampidonàka, 27  mampikoy, 28  mampitampim-bava, 29  mampitanàka, 30  mampitokaka, 31  mampitolagaga, 32  mampitonàka, 33  mampivanàka
Fikambanana  34  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how mahagaga
Ohabolana  35  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2) 36  Mahagaga
Singan-teny  37 maha~, 38 gaga
Sokajin-teny  39  anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Voambolana  40  Haitoetany: tanàna

Fivaditsoratra  Mahagaga, mahagaga

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/15