Teny iditra loterana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Sokajin-kristianina protestanta manaraka ny foto-pampianaran' i Lotera [1.62]
Ohatra 
1Ny sekoly sy ny faritany loterana dia niantso na nanasa matetika ahy. [2.356]
2Notezaina tamin' ny finoana katolika sy loterana izy ireo nandritra ny fahazazany sy fahatanorany. [2.606]
Voambolana 
Ny fihaviany Anglisy: lutherian.

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31