|
|
|
|

Teny iditra1  loha vaniana
Sokajin-teny  2  kambanteny
Voambolana  3  Haiaina
Fanazavàna teny malagasy  4  Faritra eo anelanelan' ny voa sy ny taolan-tehezana [1.1]
Ohatra  5  Otrikaretina maharitra ela, indrindra ny aretina manaintaina eo amin'ny lohavaniana [2.424#]
Singan-teny  6  loha, vaniana

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/19