|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 lohasaha |
| Singan-teny | 2 loha, 3 saha |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
7 [Bezanozano] sampandrano
[1.78] 8 Lempona na ankandemponana anelanelan' ny tendrombohitra roa na manaraka ny vodivona [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
9 a valley
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
10 vallée
[1.8, 1.13] |
| Ohatra |
11 eny amin' ny lohasahan-dRefaima
[2.996#29.17.5]
12 anankiray niandry ondry tany an-dohasaha [2.69#40] |
| Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 14 Lohasaha |
| Singan-teny | 15 loha, 16 saha |
| Sokajin-teny | 17 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana] |
| Voambolana | 18 Haitoetany: tanàna |
| Fivaditsoratra | lohasaha, Lohasaha |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/08/15 |
|