Teny iditra liet
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Manamboninahitra amin' ny foloalindahy an-tanety sy ana habakabaka, ambonin' ny solietnà ary ambanin' ny kapiteny, mitovy fahamboniana amin' ny enseigne de vais-seau kilasy voalohany amin' ny tafika an-dranomasina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A lieutenant [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Lieutenant [1.8]
Ohatra Ny ampitson' ny nipoahan‘ny ady dia voaantso teny amin' ny biraon' ny lehiben' ny distrika Rabruny, fa lietna izy. [2.356]
Voambolana 
Kamban-teny 
Ny fihaviany Frantsay: lieutenant.

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/20