|
|
|
|

Teny iditra (1/4) 1  lia
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 dia; haolo tsy zatra olona, tsy tamana, mikarenjy, tsy voafehin-dalàna, maditra, saro-tahoatra, kaody. Ohatra: amboadia na amboalia, pisodia na pisolia na sakadia na sakalia (kary), ombidia na ombilia (ombimanga) [1.10#L.306]
4 [Bara] dia [1.78]
5 [Tanosy] dia, dy [1.78]
Fikambanana  6  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how lia

Teny iditra (2/4) 7  lia
Sokajin-teny  8  Tsy lazaina
Sampanteny 
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  10 iavian' ny hoe malia : mora vaky na tapaka, makiana, malemy.
11 na lio, fototenin' ny teny hoe milia sy lialia [1.10#L.306]
12 Niavian' ny hoe malia [1.1]
Fikambanana  13  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how lia

Teny iditra (3/4) 14  lia
Sokajin-teny  15  anarana
Sampanteny 
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  17 na dia; fandehanana. Ampiasaina matetika amin'ny fombampiteny hoe mahalia lalana [1.10#L.306]

Teny iditra (4/4) 18  Lià
Sokajin-teny  19  anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  20 Lià [2.996]
Fanazavàna teny anglisy  21 Leah [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  22 Léa [2.996]
Voambolana  23  Soratra Masina
Tovy hevitra  24 lea
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  25 Toko sy andininy momba Lià

Fivaditsoratra  26 aly, 27 ila, 28 'lay, lay, Lià, lia

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/13