Teny iditra | latsa-drakitra | |
Singan-teny | latsaka ; rakitra | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Ny vola alatsaka ao anaty rakitra na arotsaka amin' ny rakitra any am-piangonana [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | Giving money by putting it into a plate, etc., at a collection [1.2] | |
Ohatra | Ary novan-dRainibao mpitandrina ny fanao amy ny latsadrakitra.
[2.59] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/13 |