Teny iditra | latsa-bato an-tanana | |
Singan-teny | latsa-bato ; tanana | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza olona mby efa nahazo soa, nefa votsotra sy tsy azo indray izany [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | Having lost what one had [1.2] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/11/20 |