|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  lamba
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Zavatra anaovana ny akanjo, vita amin' ny kiran-javamaniry, toy ny rongony, landihazo, rofia, izay tadina dia tenomina, -- na amin' ny akoran-dandy izay folesina sy ahasina amin' ny ampela dia aira sy tenomina -- na amin' ny volon' ondry lava sy matevina tenomina: Lamba inona no nanaovana iny akanjonao iny?
Tapadamba lavalava anisan' ny fitafian' ny Malagasy, izay ataony mandrakotra ny sorony ka asampiny amin' ny tomba samihafa: ny lehilahy manao azy fola-droa, ny vehivavy manao sampin-kaviana sampin-kavanana na sampimbalaka izay atao koahoe "tari-joro": Tsy mety, hoy ny Ntaolo ny mitafy lamba eoimason' ny tompony
Fanafohezana ny hoe "lambamena": Miomana ny hamono tomba an-draibeny sy renibeny ry zareo ao atsimo
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] the usual outer garment worn by the people. It is generally a piece of calico, from 4 to 5 yards long cut in two, and sewn together along the length. Also cloth in general. [It is interesting to note that in Borneo, Lamba is a yellow-flowered broad-leaved weed, from the strong fibre of which a kind cloth is made: and that the Swahili Arabs trading on the west coast in jiafotsy lamba have adopted the word as ramba]
5  [1.7] woven cloth; clothing
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] tissu, vêtement; châle; pièce de toile qu'on porte autour des épaules
7  [1.13] tissu
Voambolana  8  Toe-karena: zaitra
Sampanteny 
9  Matoantenin' ny mpanao :
10  Matoantenin' ny iharana :
11  Matoantenin' ny fameno :
12  Anarana :
Kamban-teny 
Anaran-toerana 
Lohateny  103  Lamba (Rabemananjara Jacques)
Ohabolana  104  Ohabolana misy io teny lamba io

Teny iditra (2/2)105  Lamba    
Singan-teny  106  lamba
Sokajin-teny  107  anarana (lohatenin' boky) [Fitanisana]
Voambolana  108  Haisoratra
Mpanoratra  109  Rabemananjara Jacques

Fivaditsoratra  110 

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21