Teny iditra lafatra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fifanoherana misy andaniny sy ankilany. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Opposition, comme celle de deux armées, de deux parties qui plaident; action de cerner, d'assaillir de plusieurs côtés; opposition de plusieurs individus ou objets les uns contre les autres, pieds contre pieds, bouts contre bouts [1.3]
Sampanteny 
 
Kamban-teny 

Teny iditra lafatra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Ambaratongam-pahefana, fari-pahefana, laharana: Ny lafatry ny fanjakana
Lalàna mbamin' ny fomban-tany manan-kery toy ny lalàna, ary ny fankatoavana sy fanarahana azy: Tsy araka ny lafatra ny nataonao
Tonga lafatra: tanteraka avokoa ny lalàna mbamin' ny fomban-tany momba ny zavatra iray: Tsy tonga lafatra itỳ karatrao itỳ fa tsy voatomboka sy tsy voaisy sonia [1.1]
 Zanatohatra [1.13]
Fanazavàna teny anglisy Rank [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Rang [1.8]
 Gradin; escabeau [1.13]
Kamban-teny 

Teny iditra lafatra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Tambahoaka] Tatatra [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  [Tambahoaka] Entailles [1.78]
Voambolana 
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/08