|
|
|
|

Teny iditra 1  koroboboina
Fototeny  2 korobobo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Atao haingana, atao am-pahamaikana: Tsy maharitra ny asa na ny zavatra koroboboina [1.1]
Mpanahaka  9  dodonana, 10  hafainganina, 11  korododoina, 12  Mehina, 13  rotorotoina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22