Teny iditra kopia
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Tanosy] tanambe [1.78]

Teny iditra kopia
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Dikan-javatra mitovy vita amin' ny taratasy hafa; dika soratra. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A copy [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Copie [1.3, 1.8]
Ohatra Nasain' ny mpampianatra nanao kopia izahay kilasy vao manom-boka, dia namonjy an-dry zareo cours moyen izy. [2.332]
Sampanteny 
Ny fihaviany Frantsay: copie.
Tsipelina hafa 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/09