Teny iditra kopetaka (petaka)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza tongotra fisaka mitapelaka be. [1.1]
 Enti-milaza ny felatongotra sady fisaka no mivelatra; anondroana ny endri-javatra manahaka an' izany: Tsy omby an' io tongotrao kopetaka io ity kiraro ity [1.62]
Fanazavàna teny frantsay Large, plat, aplati, se dit du pied [1.3]
Sampanteny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20