|
|
|
|

Teny iditra 1  kobanina
Fototeny  2 kobana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Atsikebona ka miloatra daholo ny loto ao aminy: Nokobanin' ny ankizy ny rano tao am-pantsakana ka naloto
9 Hetsiketsehina: Kobany ao anaty barika ny rano hanasana azy
10 Ahontsankontsana: Kobano ny fanafody alohan' ny hisotroana azy
11 (lamba sasana) Atsoboka ao anaty rano madio mba hanala ny ranon-tsavony: Kobanina ny lamba rehefa vita ny fikosehana azy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  12 Qu'on agite, qu’on trouble, qu’on remue dans un récipient. Nokooanin’ ny mpandeha ny rano ka tsy azo sotroina. Les passants ont troublé l’eau, et elle n’est pas potable [1.3#344]
Ohatra  13  Amin'ny farany, kobanina ny lamba mba ho lasa ny ranon-davenona. [2.117#]
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  15 ankabony, 16 an-kobany, 17 kinobana, kobanina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21