Teny iditra | kobabaka | ||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fimenomenonana sy fikotabana noho ny fahavoazana nihatra tamin' ny tena Fampisehoana hadodonana ho fanajana sy fitiavana [1.1] | ||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Action d’agir avec empressement, par affection ou par respect [1.3] | ||||||||||||
Sampanteny |
| ||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/02/27 |