Teny iditra kimadinidinike
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [Betsileo] Mahalankalana, tsikelikely: Horoso añareo ka voloma kimadinidinike añe Roaiko Rabaolahy añe (Handeha ianareo ka veloma mahalankalana any amin'Ingahy Rabaolahy any) [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31