Teny iditra |
kilosy
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Karazana lamban' ny Ntaolo, izay ny tenany landihazo fa ny fahany rongony [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | Etoffe indigène en coton. [1.3]
|
| [Betsileo, Merina]
Tissu de coton filé et tissé à la main par la méthode ancestrale.
On utilise soit les fibres du cotonnier spontané, Gossypium arboreum var. perrieri (Hochr.) B.L.Rob. (Malvaceae), soit celles du cotonnier cultivé. [1.196]
|
Ohatra | nisy ny lamba landihazo tsotra ary ny lamba kilosy, izay ny tenany landihazo fa ny fahany rongony.
[2.436]
|
Voambolana |
|