Teny iditra | kibo tsy omby | |
Singan-teny | kibo ; tsy ; omby | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Ilazana ny zanaky ny mpirahavavy iray tampo [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | The children of two sisters [1.2] | |
Fanazavàna teny frantsay | Enfants de deux soeurs [1.54] | |
Voambolana | Fifandraisana: fianakaviana | |
Tsipelina hafa | tsy omby kibo | |
Fivaditsoratra | kibo tsy omby, tsy omby kibo |
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/23 |