Teny iditra -kendry
Sokajin-teny endritenin' ny hoe hendry
Ohatra 
1Akory ity no adala miara-monina amin-kendry! [2.69]
2Mbola satriko hierana Ny olon-kendrim-panjakana [2.285]
3kely ny sasantsasany amin' ireo olon-kendrin' ny firenen-kafa [2.296]
4Ny olon-kendrinao, ry Tyro, no tao aminao, ka ireo no mpitondra sambonao [2.996]
Haiendriteny 
Tovonana : -kendry, -kendriko, -kendrinao, -kendriny, -kendrintsika, -kendrinay, -kendrinareo, -kendrin', -kendrin-, -kendrim-

Teny iditra kendry
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fitiliana zavatra tiana ho voa, ho azo; fiheverana sy fiomanana mialoha [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Action de viser [1.3, 1.5]
 Dessein, propos, attention, application [1.3]
Sampanteny 
 
Kamban-teny 

Teny iditra kendry
Sokajin-teny mpampiankin-teny [fitanisana]
Tovy hevitra ara-paritany aloha, anatrehana, añatseha, androña, anketrehana, añoloa, heky, izao tsereke, kendry, ndreky, seky, tseky
Fanazavàna teny malagasy  [Bara] aloha [1.78]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11