Teny iditra | kendaina (kenda) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Terena amin' ny vozony [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Qu’on étrangle, qu’on serre au cou, qu’on obstrue, qu’on bouche: Nokendain’ ny jiolahy izy (Il a été étranglé par des brigands) ~ Aza kendainao toy izany ny namanao (Ne serrez pas ainsi le cou de votre camarade) [1.3] | ||||||||
Ohatra | Maty nisy namono tao an-tranony, nokendaina sy notondrahana asidra, ny
mpanao gazety taloha iray niasa tao Mahajanga
[4.26] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny kendaina io | ||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |