Teny iditra | kavia (havia) | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | Fatra-pampiasa ny tanany havia raha mandray na miasa (mifanohitra: kavanana) [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | Left-handed [1.7] | |
Fanazavàna teny frantsay | Gaucher [1.8] | |
Ohatra | Ity sampin-kavia ity dia fisampin' ny olona kavia rahateo no sady izaran' ny olona sasany tia aingitraingitra.
[2.436] | |
Tohi-kevitra | kavanana | |
Fivaditsoratra | akavy, ivaka, kavia, vaika, viaka |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |