|
|
|
|

Teny iditra 1  karenjy
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  23 Fivezivezena atsy sy aroa
24 Fandehanana araka izay tiana
25 Fanaram-po tafahoatra, filibana amin' izay lalana aleha [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  26 grazing at liberty; playing around in the open [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  27 action de paître en liberté; action de gambarder selon son bon plaisir [1.8]
Ohabolana  28  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  29 kanjery, karenjy

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21