Teny iditra akarenjy (karenjy)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Avela hikarenjy, hirao-bilonà amin' izay tiany: Nahoana no akarenjy etg amin' ny tanimboliko ny bibinareo? [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To be let loose to play [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Qu'on lâche pour gambarder [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : akarenjy, akarenjiko, akarenjinao, akarenjiny, akarenjintsika, akarenjinay, akarenjinareo, akarenjin', akarenjin-, akarenjim-
Ny lasa : nakarenjy, nakarenjiko, nakarenjinao, nakarenjiny, nakarenjintsika, nakarenjinay, nakarenjinareo, nakarenjin', nakarenjin-, nakarenjim-
Ny hoavy : hakarenjy, hakarenjiko, hakarenjinao, hakarenjiny, hakarenjintsika, hakarenjinay, hakarenjinareo, hakarenjin', hakarenjin-, hakarenjim-
Filaza mandidy : akarenjeo

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/19