Teny iditra | karavasy | ||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Tady na hoditra fikapohana [1.1] | ||||||
Fanazavàna teny anglisy | A whip [1.7] | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | Cravache [1.3] | ||||||
Cravache, fouet [1.8] | |||||||
Sampanteny |
| ||||||
Ny fihaviany | Frantsay: cravache. | ||||||
Fivaditsoratra | karavasy, varakasy |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |