Teny iditra | karandahy | |
Singan-teny | karàna ; -dahy (lahy) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [ karan-dahy ] Fatsora-lahy [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Homme roué [1.3] | |
Ohatra | satria ny tempoly nataon' ny jentily karandahy sy karambavy, feno filerana amam-pahavetavetana, niray tamim-behivavy teo amin' ny kianja masin' ny tempoly ny lehilahy, sady nitondra ny zavatra voarara, ho eo;
[2.996] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/12/04 |