Teny iditra | 1 kalazalahy |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny anglisy |
3 [1.7] a champion, a very clever man |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.5] célèbre, expert dans un domaine, champion 5 [1.8] champion, homme très habile |
Ohatra |
6 [1.437#] Ny mpiloka atsipilavaka efa kalazalahy iny mandehan-deha mitety vohitra mitady izay hanao aminy. 7 [2.472#] Noheveriny fa manamboninahitra ambony frantsay tena kalazalahy no nisaina ny tetika sy nanao ny lamina rehetra nahitany faisana. |
Singan-teny | 8 kalaza, lahy |
Tovy hevitra | 9 kalaza |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10 |
![]() |