Teny iditra | kaforo | ||||||||||||
Sokajin-teny | mpamaritra | ||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Mahantra fadiranovana, misamboritra [1.1] | ||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Indigent, dépourvu, dénué de tout [1.3] | ||||||||||||
Sampanteny |
| ||||||||||||
Kamban-teny |
| ||||||||||||
Fivaditsoratra | fokaro, kaforo |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/12 |