Teny iditra kafiry
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Mitsitsy tafahoatra, mampijaly tena na mampitondra fahoriana ny hafa noho ny fahihirana, kahidy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Miserly, very avaricious [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Ladre, parcimonieux à l'excès, misérable, cruel, féroce, se dit de tout mal, de tout malheur excessif [1.3]
 Avare, ladre [1.8]
Ohatra Tsy mahasoa ny harena, amin'ny olona kafiry velona; [2.996]
Sampanteny 

Teny iditra kafiry
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Sihanaka] Sompatra, mpamosavy [1.78]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31