|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  kadina
Fototeny  2 kady
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Asiana kady: Nokadiny tsy hidiran' olona ny sahany [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  9 Où on plante une perche en signe de défense, qu’on interdit, qu’on défend: Nokadiko tsy hidiran' ilay io ny tranoko (J’ai interdit à celui-là l’entrée de ma maison) [1.3]

Teny iditra (2/2) 10  kadina
Sokajin-teny  11  anarana
Fanazavàna teny malagasy  12 latsintafo tanimanga [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  13 bardeau [1.13]
Voambolana  14  Toe-karena: fanorenana

Fivaditsoratra  15 dakany, 16 danika, 17 dikana, 18 dinaka, kadina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19